plt_tn/1sa/14/11.md

20 lines
607 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Koa samy niseho teo amin'ny toby miaramilan'ny Filistina izy ireo
"namela ireo miaramila Filistina hahatazana azy ireo"
# toby miaramilan'ny
ny tobin'ny tafika
# mivoaka avy ao amin'ireo lavaka izay nanafenan'izy ireo ny tenany
Ny tian'ireo Filistina ho lazaina dia niafina tao anaty lavaka ambanin'ny tany tahaka ny biby ny Hebreo.
# hampisehoanay zavatra ianareo
Io dia fomba fiteny izay midika hoe "hampianatra lesona anareo izahay."
# natolotr'i Yaveh eo an-tanan'ny Israely izy ireo
Eto ny "tanana" dia ilazana ny fahefana handresy ny Filistina. DH: "hahatonga ny Israely handresy azy ireo"