plt_tn/1sa/14/08.md

331 B

tsy hiampita eny amin'izy ireo

"tsy hiampita eny amin'ny ilan'ny lohasaha izay misy ireo Filistina"

efa natolotr'i Yaveh ho eo an-tanantsika

Eto ny "tanana" dia ilazana ny fahefana handresy azy ireo. DH: "hahatonga antsika handresy azy ireo"

Izany no ho famantarana ho antsika

"Hanamafy izany fa homba antsika ny Tompo"