# tsy hiampita eny amin'izy ireo "tsy hiampita eny amin'ny ilan'ny lohasaha izay misy ireo Filistina" # efa natolotr'i Yaveh ho eo an-tanantsika Eto ny "tanana" dia ilazana ny fahefana handresy azy ireo. DH: "hahatonga antsika handresy azy ireo" # Izany no ho famantarana ho antsika "Hanamafy izany fa homba antsika ny Tompo"