plt_tn/1sa/14/08.md

12 lines
331 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy hiampita eny amin'izy ireo
"tsy hiampita eny amin'ny ilan'ny lohasaha izay misy ireo Filistina"
# efa natolotr'i Yaveh ho eo an-tanantsika
Eto ny "tanana" dia ilazana ny fahefana handresy azy ireo. DH: "hahatonga antsika handresy azy ireo"
# Izany no ho famantarana ho antsika
"Hanamafy izany fa homba antsika ny Tompo"