plt_tn/1sa/14/06.md

24 lines
712 B
Markdown

# zatovo mpitondra ny fiadiany
Io dia tovolahy izay miandraikitra ny fikarakarana ny fitaovam-piadian'ny tompony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 14:1.
# namana tsy voafora ireo
fiteny manambany ampiasaina ilazana ny olona tsy Jiosy
# hiasa ho antsika
"hiasa ho fanohanana antsika" na "hanampy antsika"
# tsy misy na inona na inona mahasakana an'i Yaveh amin'ny famonjena
Io dia azo atao hoe DH: "Afaka mamonjy Yaveh"
# amin'ny maro na amin'ny olona vitsy
Tafiditra ao amin'ireo fifanoherana ireo ihany koa izay rehetra antenantenany. DH: "izay mety ho isan'olona rehetra"
# ny zavatra rehetra izay ao am-ponao
Eto ny "fo" dia ilazana ny fanirian'i Jonatana. DH: "ny zava-drehetra irianao hatao"