# zatovo mpitondra ny fiadiany Io dia tovolahy izay miandraikitra ny fikarakarana ny fitaovam-piadian'ny tompony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 14:1. # namana tsy voafora ireo fiteny manambany ampiasaina ilazana ny olona tsy Jiosy # hiasa ho antsika "hiasa ho fanohanana antsika" na "hanampy antsika" # tsy misy na inona na inona mahasakana an'i Yaveh amin'ny famonjena Io dia azo atao hoe DH: "Afaka mamonjy Yaveh" # amin'ny maro na amin'ny olona vitsy Tafiditra ao amin'ireo fifanoherana ireo ihany koa izay rehetra antenantenany. DH: "izay mety ho isan'olona rehetra" # ny zavatra rehetra izay ao am-ponao Eto ny "fo" dia ilazana ny fanirian'i Jonatana. DH: "ny zava-drehetra irianao hatao"