plt_tn/1sa/14/06.md

712 B

zatovo mpitondra ny fiadiany

Io dia tovolahy izay miandraikitra ny fikarakarana ny fitaovam-piadian'ny tompony. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 14:1.

namana tsy voafora ireo

fiteny manambany ampiasaina ilazana ny olona tsy Jiosy

hiasa ho antsika

"hiasa ho fanohanana antsika" na "hanampy antsika"

tsy misy na inona na inona mahasakana an'i Yaveh amin'ny famonjena

Io dia azo atao hoe DH: "Afaka mamonjy Yaveh"

amin'ny maro na amin'ny olona vitsy

Tafiditra ao amin'ireo fifanoherana ireo ihany koa izay rehetra antenantenany. DH: "izay mety ho isan'olona rehetra"

ny zavatra rehetra izay ao am-ponao

Eto ny "fo" dia ilazana ny fanirian'i Jonatana. DH: "ny zava-drehetra irianao hatao"