plt_tn/1sa/14/04.md

384 B

Ny harambato iray nantsoina hoe Bozeza

Ny "harambato" dia havoana feno kivatovato misy hantsana mitsotsorika. Fanta-daza io harambato io ary nomena ny anarana hoe "Bozeza."

ny harambato iray hafa nantsoina hoe Sene

Io no anaran'ilay harambato hafa.

Mikmasy

Mikmasy dia anarana tanàna mianavaratra an'i Jerosalema.

Geba

"Geba" dia tanàna mianavaratra an'i Jerosalema.