plt_tn/1sa/14/04.md

16 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny harambato iray nantsoina hoe Bozeza
Ny "harambato" dia havoana feno kivatovato misy hantsana mitsotsorika. Fanta-daza io harambato io ary nomena ny anarana hoe "Bozeza."
# ny harambato iray hafa nantsoina hoe Sene
Io no anaran'ilay harambato hafa.
# Mikmasy
Mikmasy dia anarana tanàna mianavaratra an'i Jerosalema.
# Geba
"Geba" dia tanàna mianavaratra an'i Jerosalema.