# Ny harambato iray nantsoina hoe Bozeza Ny "harambato" dia havoana feno kivatovato misy hantsana mitsotsorika. Fanta-daza io harambato io ary nomena ny anarana hoe "Bozeza." # ny harambato iray hafa nantsoina hoe Sene Io no anaran'ilay harambato hafa. # Mikmasy Mikmasy dia anarana tanàna mianavaratra an'i Jerosalema. # Geba "Geba" dia tanàna mianavaratra an'i Jerosalema.