plt_tn/1sa/14/02.md

24 lines
556 B
Markdown

# Gibea
Anarana havoana mianavaratra an'i Jerosalema izany.
# ambanin'ny hazon'ampongamben-danitra
hazo izay matevina ny hoditry ny voankazony, ary boribory, mena, sady feno voany kely hohanina
# izay tao Migrona
"Migrona" dia anarana toerana mianavaratra an'i Jerosalema izany.
# lehilahy eninjato teo no niaraka taminy
"lehilahy 600 teo no niaraka taminy"
# zanak'i Ahitoba (rahalahin'i Ikaboda)
"Ahitoba" sy "Ikaboda" dia anaran-dehilahy.
# Finehasa zanak'i Ely
Iray tamin'ireo mpisorona i Finehasa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:3.