plt_tn/1sa/14/02.md

556 B

Gibea

Anarana havoana mianavaratra an'i Jerosalema izany.

ambanin'ny hazon'ampongamben-danitra

hazo izay matevina ny hoditry ny voankazony, ary boribory, mena, sady feno voany kely hohanina

izay tao Migrona

"Migrona" dia anarana toerana mianavaratra an'i Jerosalema izany.

lehilahy eninjato teo no niaraka taminy

"lehilahy 600 teo no niaraka taminy"

zanak'i Ahitoba (rahalahin'i Ikaboda)

"Ahitoba" sy "Ikaboda" dia anaran-dehilahy.

Finehasa zanak'i Ely

Iray tamin'ireo mpisorona i Finehasa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:3.