# Gibea Anarana havoana mianavaratra an'i Jerosalema izany. # ambanin'ny hazon'ampongamben-danitra hazo izay matevina ny hoditry ny voankazony, ary boribory, mena, sady feno voany kely hohanina # izay tao Migrona "Migrona" dia anarana toerana mianavaratra an'i Jerosalema izany. # lehilahy eninjato teo no niaraka taminy "lehilahy 600 teo no niaraka taminy" # zanak'i Ahitoba (rahalahin'i Ikaboda) "Ahitoba" sy "Ikaboda" dia anaran-dehilahy. # Finehasa zanak'i Ely Iray tamin'ireo mpisorona i Finehasa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:3.