plt_tn/1sa/14/01.md

12 lines
303 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka ny fanafihany faharoa ao amin'ny tafiky ny Filistina i Jonatana.
# ilay zatovo mpitondra ny fiadiany
tovolahy izay miandraikitra ny fikarakarana ny fitaovam-piadian'ny tompony
# toby miaramilan'ny Filistina
Toby iandraiketan'ny tafika Filistina io.