plt_tn/1sa/14/01.md

303 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manomboka ny fanafihany faharoa ao amin'ny tafiky ny Filistina i Jonatana.

ilay zatovo mpitondra ny fiadiany

tovolahy izay miandraikitra ny fikarakarana ny fitaovam-piadian'ny tompony

toby miaramilan'ny Filistina

Toby iandraiketan'ny tafika Filistina io.