# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manomboka ny fanafihany faharoa ao amin'ny tafiky ny Filistina i Jonatana. # ilay zatovo mpitondra ny fiadiany tovolahy izay miandraikitra ny fikarakarana ny fitaovam-piadian'ny tompony # toby miaramilan'ny Filistina Toby iandraiketan'ny tafika Filistina io.