plt_tn/1sa/13/22.md

8 lines
228 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny fitantarana.
# tsy nahitana sabatra na lefona
Ity dia manazava amin'ny ampahany hoe nahoana ny tafik'i Saoly no natahotra. Tsy nanana fitaovam-piadiana ho enti-miady izy ireo.