plt_tn/1sa/13/22.md

228 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny fitantarana.

tsy nahitana sabatra na lefona

Ity dia manazava amin'ny ampahany hoe nahoana ny tafik'i Saoly no natahotra. Tsy nanana fitaovam-piadiana ho enti-miady izy ireo.