# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy ny fitantarana. # tsy nahitana sabatra na lefona Ity dia manazava amin'ny ampahany hoe nahoana ny tafik'i Saoly no natahotra. Tsy nanana fitaovam-piadiana ho enti-miady izy ireo.