plt_tn/1sa/13/19.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miova ho filazana ny fampahafantarana ny andinindininy mahakasika ny mpanefy any Israely ny fitantarana.
# Tsy nahitana mpanefy
Io dia azo atao hoe DH: "Tsy nisy nahita mpanefy"
# mpanefy
Eto ny "mpanefy" dia ilazana ny olona izay nanamboatra na nandranitra fitaovana vy na fiadiana.
# handranitra ny tendron'angadiny
Ny teny hoe "tendron'angadiny" dia ilazana ny tendron'ny fitaovana vy ampiasaina hihadiana ny tany mba hambolena voly.
# fihadian-taniny ... famakiny ... antsy fijinjany
Karazana fitaovana fampiasa amin'ny saha mahazatra ireo.
# fihadian-taniny
Ny "fihadian-tany" dia famaky izay lehibe ny lelany, izay misy rirany mitsivalana hamakiana tany mafy.
# antsim-bilony
antsy izay miendrika antsasaka boribory fanapahana ahitra sy tahom-bary
# roa ampahatelon'ny sekely
Ny sekely dia mizara 3, ary ny 2 amin'ireo ampahany 3 no omena. "2/3 sekely"
# ny fanitsiana ny fanindronana
"fanesorana izay mibiloka ary fanitsiana ilay fanindronana indray mba ho azo ampiasaina"