plt_tn/1sa/13/19.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miova ho filazana ny fampahafantarana ny andinindininy mahakasika ny mpanefy any Israely ny fitantarana.

Tsy nahitana mpanefy

Io dia azo atao hoe DH: "Tsy nisy nahita mpanefy"

mpanefy

Eto ny "mpanefy" dia ilazana ny olona izay nanamboatra na nandranitra fitaovana vy na fiadiana.

handranitra ny tendron'angadiny

Ny teny hoe "tendron'angadiny" dia ilazana ny tendron'ny fitaovana vy ampiasaina hihadiana ny tany mba hambolena voly.

fihadian-taniny ... famakiny ... antsy fijinjany

Karazana fitaovana fampiasa amin'ny saha mahazatra ireo.

fihadian-taniny

Ny "fihadian-tany" dia famaky izay lehibe ny lelany, izay misy rirany mitsivalana hamakiana tany mafy.

antsim-bilony

antsy izay miendrika antsasaka boribory fanapahana ahitra sy tahom-bary

roa ampahatelon'ny sekely

Ny sekely dia mizara 3, ary ny 2 amin'ireo ampahany 3 no omena. "2/3 sekely"

ny fanitsiana ny fanindronana

"fanesorana izay mibiloka ary fanitsiana ilay fanindronana indray mba ho azo ampiasaina"