# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miova ho filazana ny fampahafantarana ny andinindininy mahakasika ny mpanefy any Israely ny fitantarana. # Tsy nahitana mpanefy Io dia azo atao hoe DH: "Tsy nisy nahita mpanefy" # mpanefy Eto ny "mpanefy" dia ilazana ny olona izay nanamboatra na nandranitra fitaovana vy na fiadiana. # handranitra ny tendron'angadiny Ny teny hoe "tendron'angadiny" dia ilazana ny tendron'ny fitaovana vy ampiasaina hihadiana ny tany mba hambolena voly. # fihadian-taniny ... famakiny ... antsy fijinjany Karazana fitaovana fampiasa amin'ny saha mahazatra ireo. # fihadian-taniny Ny "fihadian-tany" dia famaky izay lehibe ny lelany, izay misy rirany mitsivalana hamakiana tany mafy. # antsim-bilony antsy izay miendrika antsasaka boribory fanapahana ahitra sy tahom-bary # roa ampahatelon'ny sekely Ny sekely dia mizara 3, ary ny 2 amin'ireo ampahany 3 no omena. "2/3 sekely" # ny fanitsiana ny fanindronana "fanesorana izay mibiloka ary fanitsiana ilay fanindronana indray mba ho azo ampiasaina"