plt_tn/1sa/13/08.md

339 B

ny fotoana izay nomen'i Samoela

"araka ny fotoana nolazain'i Samoela fa ahatongavany"

ny vahoaka dia niparitaka niala teo amin'i Saoly

Io dia azo atao hoe DH: "nanomboka nandao an'i Saoly ny olona"

Dia natolony ny fanatitra dorana

Ny taranak'i Arona ihany no nahazo alalana hanao ny sorona fanatitra dorana ho an'Andriamanitra.