plt_tn/1sa/13/08.md

12 lines
339 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny fotoana izay nomen'i Samoela
"araka ny fotoana nolazain'i Samoela fa ahatongavany"
# ny vahoaka dia niparitaka niala teo amin'i Saoly
Io dia azo atao hoe DH: "nanomboka nandao an'i Saoly ny olona"
# Dia natolony ny fanatitra dorana
Ny taranak'i Arona ihany no nahazo alalana hanao ny sorona fanatitra dorana ho an'Andriamanitra.