# ny fotoana izay nomen'i Samoela "araka ny fotoana nolazain'i Samoela fa ahatongavany" # ny vahoaka dia niparitaka niala teo amin'i Saoly Io dia azo atao hoe DH: "nanomboka nandao an'i Saoly ny olona" # Dia natolony ny fanatitra dorana Ny taranak'i Arona ihany no nahazo alalana hanao ny sorona fanatitra dorana ho an'Andriamanitra.