plt_tn/1sa/13/01.md

24 lines
747 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Navaozin'i Samoela ny fanjakan'i Saoly tao Gilgala ary nampatsiahivin'i Samoela mba hanaraka ny Tompo ny olona.
# Telopolo taona i Saoly ... teo amin'ny Israely
Ny lahatsoratra amin'ity andininy ity tamin'ny fandikana taloha dia toa niova, koa dia manana dikan-teny maro samihafa ireo fandikana vaovao. Samy fiheverana ny haneho izay dika tena azo eritreretina indrindra avokoa ireo.
# nifantina lehilahy telo arivo
"nifantina lehilahy 3.000"
# Roa arivo no niaraka taminy tany Mikmasy
"2.000 no niaraka taminy tany Mikmasy"
# Gibean'i Benjamina
Gibea dia vohitra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 10:26.
# Ireo miaramila sisa tavela dia nalefany nody
"Nalefany nody ireo miaramila sisa"