plt_tn/1sa/13/01.md

747 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Navaozin'i Samoela ny fanjakan'i Saoly tao Gilgala ary nampatsiahivin'i Samoela mba hanaraka ny Tompo ny olona.

Telopolo taona i Saoly ... teo amin'ny Israely

Ny lahatsoratra amin'ity andininy ity tamin'ny fandikana taloha dia toa niova, koa dia manana dikan-teny maro samihafa ireo fandikana vaovao. Samy fiheverana ny haneho izay dika tena azo eritreretina indrindra avokoa ireo.

nifantina lehilahy telo arivo

"nifantina lehilahy 3.000"

Roa arivo no niaraka taminy tany Mikmasy

"2.000 no niaraka taminy tany Mikmasy"

Gibean'i Benjamina

Gibea dia vohitra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 10:26.

Ireo miaramila sisa tavela dia nalefany nody

"Nalefany nody ireo miaramila sisa"