# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Navaozin'i Samoela ny fanjakan'i Saoly tao Gilgala ary nampatsiahivin'i Samoela mba hanaraka ny Tompo ny olona. # Telopolo taona i Saoly ... teo amin'ny Israely Ny lahatsoratra amin'ity andininy ity tamin'ny fandikana taloha dia toa niova, koa dia manana dikan-teny maro samihafa ireo fandikana vaovao. Samy fiheverana ny haneho izay dika tena azo eritreretina indrindra avokoa ireo. # nifantina lehilahy telo arivo "nifantina lehilahy 3.000" # Roa arivo no niaraka taminy tany Mikmasy "2.000 no niaraka taminy tany Mikmasy" # Gibean'i Benjamina Gibea dia vohitra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 10:26. # Ireo miaramila sisa tavela dia nalefany nody "Nalefany nody ireo miaramila sisa"