plt_tn/1sa/12/08.md

348 B

teo an-tanan'i Sisera ... Filistina ... mpanjakan'i Moaba

"teo amin'ny fahefan'i Sisera ... Filistina ... mpanjakan'i Moaba

Jakoba ... Mosesy ... Arona ... Sisera

Anaran-dehilahy ireo.

Hazora

Anaran-toerana io.

nivarotra azy ireo

Io dia fomba fiteny ilazana n'ny fanoloran'Andriamanitra azy ireo ho an'ny fahavalony mba ho andevony.