plt_tn/1sa/12/08.md

16 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teo an-tanan'i Sisera ... Filistina ... mpanjakan'i Moaba
"teo amin'ny fahefan'i Sisera ... Filistina ... mpanjakan'i Moaba
# Jakoba ... Mosesy ... Arona ... Sisera
Anaran-dehilahy ireo.
# Hazora
Anaran-toerana io.
# nivarotra azy ireo
Io dia fomba fiteny ilazana n'ny fanoloran'Andriamanitra azy ireo ho an'ny fahavalony mba ho andevony.