# teo an-tanan'i Sisera ... Filistina ... mpanjakan'i Moaba "teo amin'ny fahefan'i Sisera ... Filistina ... mpanjakan'i Moaba # Jakoba ... Mosesy ... Arona ... Sisera Anaran-dehilahy ireo. # Hazora Anaran-toerana io. # nivarotra azy ireo Io dia fomba fiteny ilazana n'ny fanoloran'Andriamanitra azy ireo ho an'ny fahavalony mba ho andevony.