plt_tn/1sa/10/17.md

20 lines
613 B
Markdown

# namoaka ny Israely hiala avy tao Egypta Aho
Ny anarana hoe "Israely" dia fibangoan-teny ilazana ny vahoakan'Israely. "namoaka ny vahoakan'Israely avy tao Egypta aho"
# ankehitriny
"izao"
# tananan'ireo Egyptiana ... tanan'ireo fanjakana rehetra
Ny teny hoe "tanana" eto dia ilazana ny fahefana. DH: "ny fahefan'ny Egyptiana ... ny fahefan'ny fanjakana rehetra"
# Mametraha mpanjaka eo aminay
"Omeo mpanjaka izahay mba hanjaka aminay"
# atolory eo anoloan'i Yaveh araka ireo fokonareo sy ireo vondronareo ny tenanareo
"miangona araka ny foko sy ny fianakaviambe ary tongava mijoro eo anatrehan'i Yaveh"