plt_tn/1sa/10/17.md

613 B

namoaka ny Israely hiala avy tao Egypta Aho

Ny anarana hoe "Israely" dia fibangoan-teny ilazana ny vahoakan'Israely. "namoaka ny vahoakan'Israely avy tao Egypta aho"

ankehitriny

"izao"

tananan'ireo Egyptiana ... tanan'ireo fanjakana rehetra

Ny teny hoe "tanana" eto dia ilazana ny fahefana. DH: "ny fahefan'ny Egyptiana ... ny fahefan'ny fanjakana rehetra"

Mametraha mpanjaka eo aminay

"Omeo mpanjaka izahay mba hanjaka aminay"

atolory eo anoloan'i Yaveh araka ireo fokonareo sy ireo vondronareo ny tenanareo

"miangona araka ny foko sy ny fianakaviambe ary tongava mijoro eo anatrehan'i Yaveh"