# namoaka ny Israely hiala avy tao Egypta Aho Ny anarana hoe "Israely" dia fibangoan-teny ilazana ny vahoakan'Israely. "namoaka ny vahoakan'Israely avy tao Egypta aho" # ankehitriny "izao" # tananan'ireo Egyptiana ... tanan'ireo fanjakana rehetra Ny teny hoe "tanana" eto dia ilazana ny fahefana. DH: "ny fahefan'ny Egyptiana ... ny fahefan'ny fanjakana rehetra" # Mametraha mpanjaka eo aminay "Omeo mpanjaka izahay mba hanjaka aminay" # atolory eo anoloan'i Yaveh araka ireo fokonareo sy ireo vondronareo ny tenanareo "miangona araka ny foko sy ny fianakaviambe ary tongava mijoro eo anatrehan'i Yaveh"