plt_tn/1sa/09/25.md

392 B

teo an-tapon-trano

Toerana mahazatra hihinanan'ny fianakaviana, hamangiany ary hatoriany io. Somary mangatsiatsiaka kokoa noho ny ao anatin'ny trano izany amin'ny hariva sy ny alina.

dia niantso an'i Saoly teo an-tapon-trano i Samoela

Azo atao mazava izay nataon'i Saoly teny an-tampon-trano. DH: "raha mbola natory teny an-tampon-trano i Saoly, dia niantso azy Samoela ka niteny hoe"