plt_tn/1sa/09/25.md

8 lines
392 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teo an-tapon-trano
Toerana mahazatra hihinanan'ny fianakaviana, hamangiany ary hatoriany io. Somary mangatsiatsiaka kokoa noho ny ao anatin'ny trano izany amin'ny hariva sy ny alina.
# dia niantso an'i Saoly teo an-tapon-trano i Samoela
Azo atao mazava izay nataon'i Saoly teny an-tampon-trano. DH: "raha mbola natory teny an-tampon-trano i Saoly, dia niantso azy Samoela ka niteny hoe"