# teo an-tapon-trano Toerana mahazatra hihinanan'ny fianakaviana, hamangiany ary hatoriany io. Somary mangatsiatsiaka kokoa noho ny ao anatin'ny trano izany amin'ny hariva sy ny alina. # dia niantso an'i Saoly teo an-tapon-trano i Samoela Azo atao mazava izay nataon'i Saoly teny an-tampon-trano. DH: "raha mbola natory teny an-tampon-trano i Saoly, dia niantso azy Samoela ka niteny hoe"