plt_tn/1sa/09/15.md

691 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Tapitra ny filazan'ny mpanoratra ny tantara ary manome fampahafantarana ny fototra izy mba hahafahan'ny mpanoratra mahatakatra izay miseho manaraka.

ary hanosotra azy ho andriana

Ny teny hoe andriana no ampiasaina eto fa tsy mpanjaka. Io no lehilahy nofidian'Andriamanitra ho mpanjakan'Israely.

ny tanin'ny Benjamina

"ny tany izay honenan'ny olona avy amin'ny fokon'i Benjamina"

amin'ny tanan'ireo Filistina

Eto ny "tanana" dia ilazana ny fifehezana. DH:"amin'ny fifehezan'ny Filistina" na "mba tsy hifehy azy ireo intsony ny Filistina"

Fa efa nijery ny vahoakako tamin'ny fangorahana aho

"Mijaly ny oloko ary te hanampy azy ireo aho"