plt_tn/1sa/09/15.md

20 lines
691 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Tapitra ny filazan'ny mpanoratra ny tantara ary manome fampahafantarana ny fototra izy mba hahafahan'ny mpanoratra mahatakatra izay miseho manaraka.
# ary hanosotra azy ho andriana
Ny teny hoe andriana no ampiasaina eto fa tsy mpanjaka. Io no lehilahy nofidian'Andriamanitra ho mpanjakan'Israely.
# ny tanin'ny Benjamina
"ny tany izay honenan'ny olona avy amin'ny fokon'i Benjamina"
# amin'ny tanan'ireo Filistina
Eto ny "tanana" dia ilazana ny fifehezana. DH:"amin'ny fifehezan'ny Filistina" na "mba tsy hifehy azy ireo intsony ny Filistina"
# Fa efa nijery ny vahoakako tamin'ny fangorahana aho
"Mijaly ny oloko ary te hanampy azy ireo aho"