# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Tapitra ny filazan'ny mpanoratra ny tantara ary manome fampahafantarana ny fototra izy mba hahafahan'ny mpanoratra mahatakatra izay miseho manaraka. # ary hanosotra azy ho andriana Ny teny hoe andriana no ampiasaina eto fa tsy mpanjaka. Io no lehilahy nofidian'Andriamanitra ho mpanjakan'Israely. # ny tanin'ny Benjamina "ny tany izay honenan'ny olona avy amin'ny fokon'i Benjamina" # amin'ny tanan'ireo Filistina Eto ny "tanana" dia ilazana ny fifehezana. DH:"amin'ny fifehezan'ny Filistina" na "mba tsy hifehy azy ireo intsony ny Filistina" # Fa efa nijery ny vahoakako tamin'ny fangorahana aho "Mijaly ny oloko ary te hanampy azy ireo aho"