plt_tn/1sa/09/03.md

16 lines
418 B
Markdown

# Ary
Nofaranan'ny mpanoratra ilay fampahafantarana ny ambadiky ny tantara (9:1) ary manomboka fizarana vaovao izy.
# mitsangàna
"atsaharo ny ataonao"
# tany havoan'i Efraima ... tanin'ny Salisa ... ny tanin'i Salima ... tanin'ireo Benjamita
Faritra ao Israealy ireo.
# fa tsy hitan'izy ireo izany ... nefa tsy tany ireo ... fa tsy nahita ireo
Ny teny hoe "izy ireo" sy "ireo" dia manondro ireo boriky avokoa.