plt_tn/1sa/09/03.md

418 B

Ary

Nofaranan'ny mpanoratra ilay fampahafantarana ny ambadiky ny tantara (9:1) ary manomboka fizarana vaovao izy.

mitsangàna

"atsaharo ny ataonao"

tany havoan'i Efraima ... tanin'ny Salisa ... ny tanin'i Salima ... tanin'ireo Benjamita

Faritra ao Israealy ireo.

fa tsy hitan'izy ireo izany ... nefa tsy tany ireo ... fa tsy nahita ireo

Ny teny hoe "izy ireo" sy "ireo" dia manondro ireo boriky avokoa.