# Ary Nofaranan'ny mpanoratra ilay fampahafantarana ny ambadiky ny tantara (9:1) ary manomboka fizarana vaovao izy. # mitsangàna "atsaharo ny ataonao" # tany havoan'i Efraima ... tanin'ny Salisa ... ny tanin'i Salima ... tanin'ireo Benjamita Faritra ao Israealy ireo. # fa tsy hitan'izy ireo izany ... nefa tsy tany ireo ... fa tsy nahita ireo Ny teny hoe "izy ireo" sy "ireo" dia manondro ireo boriky avokoa.