plt_tn/1sa/08/10.md

16 lines
457 B
Markdown

# Izao no ho fanaon'ny ... Haka
Ny fanaon'ny mpanjaka dia ny haka... Ity no manomboka ny fitanisana ny zavatra izay halainy.
# Izao no ho fanaon'ny mpanjaka izay hanjaka eo aminareo
Ny anarana hoe "fanao" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Izao no hataon'ny mpanjaka izay hanjaka eo aminareo"
# hanendry azy ireo ho an'ny kalesiny
"hataony mpitondra kalesy amin'ny ady"
# mpitaingin-tsoavaliny
Hitaingin-tsoavaly ho amin'ny ady izy ireo.