plt_tn/1sa/08/10.md

457 B

Izao no ho fanaon'ny ... Haka

Ny fanaon'ny mpanjaka dia ny haka... Ity no manomboka ny fitanisana ny zavatra izay halainy.

Izao no ho fanaon'ny mpanjaka izay hanjaka eo aminareo

Ny anarana hoe "fanao" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Izao no hataon'ny mpanjaka izay hanjaka eo aminareo"

hanendry azy ireo ho an'ny kalesiny

"hataony mpitondra kalesy amin'ny ady"

mpitaingin-tsoavaliny

Hitaingin-tsoavaly ho amin'ny ady izy ireo.