# Izao no ho fanaon'ny ... Haka Ny fanaon'ny mpanjaka dia ny haka... Ity no manomboka ny fitanisana ny zavatra izay halainy. # Izao no ho fanaon'ny mpanjaka izay hanjaka eo aminareo Ny anarana hoe "fanao" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Izao no hataon'ny mpanjaka izay hanjaka eo aminareo" # hanendry azy ireo ho an'ny kalesiny "hataony mpitondra kalesy amin'ny ady" # mpitaingin-tsoavaliny Hitaingin-tsoavaly ho amin'ny ady izy ireo.