plt_tn/1sa/06/07.md

12 lines
397 B
Markdown

# omby vavy mampinono roa
"omby vavy manan'anaka izay mbola minono"
# Dia alefaso izany ary avelao handeha amin'ny lalany.
Amin'ny tena izy dia tokony hitodi-doha hiverina hody any amin'ny zanany ireo omby vavy roa.
# raha miakatra ... Beti-semesy izany, dia Yaveh
Tsy mitombina raha hisafidy ny hirenireny ho any Beti-semesy ireo omby vavy raha any amin'ny faritry ny filistina ireo zanany.