plt_tn/1sa/06/07.md

397 B

omby vavy mampinono roa

"omby vavy manan'anaka izay mbola minono"

Dia alefaso izany ary avelao handeha amin'ny lalany.

Amin'ny tena izy dia tokony hitodi-doha hiverina hody any amin'ny zanany ireo omby vavy roa.

raha miakatra ... Beti-semesy izany, dia Yaveh

Tsy mitombina raha hisafidy ny hirenireny ho any Beti-semesy ireo omby vavy raha any amin'ny faritry ny filistina ireo zanany.