# omby vavy mampinono roa "omby vavy manan'anaka izay mbola minono" # Dia alefaso izany ary avelao handeha amin'ny lalany. Amin'ny tena izy dia tokony hitodi-doha hiverina hody any amin'ny zanany ireo omby vavy roa. # raha miakatra ... Beti-semesy izany, dia Yaveh Tsy mitombina raha hisafidy ny hirenireny ho any Beti-semesy ireo omby vavy raha any amin'ny faritry ny filistina ireo zanany.