plt_tn/1sa/03/19.md

16 lines
489 B
Markdown

# tsy navelany hisy tamin'ireo teny faminaniany tsy ho tanteraka
Io dia azo atao hoe DH: "nampitranga ny zavatra rehetra naminaniany"
# Ny Israely rehetra
"Ny vahoakan'Israely rehetra"
# hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba
Io dia ilazana ny "lafin'ny tany rehetra." DH: "hatreo amin'ny ilan'ny tany iray ka hatramin'ny ilany hafa" na "hatrany Dana any avaratra indrindra ka hatrany Beri-sheba any atsimo indrindra"
# Samoela dia voatendry
Io dia azo atao hoe DH: "Notendren'i Yaveh"